Trano fisakafoanana · Antananarivo
Le Teppanyaki
Le Teppanyaki dia trano fisakafoanana japoney an'ny hotely Novotel Convention & Spa Antananarivo, any Alarobia. Misy chef japoney mahandro sakafo eo imason'ny mpanjifa araka ny fomba teppanyaki, izay vao voalohany natao teto Madagasikara.
Adiresy
Sary
Tolotra sy safidy
- Karatra banky
- Lavarangana
- Azon'ny sembana idirana
- Fiantsonana
- Wifi
- Trano fivoahana
Karohina koa amin’ny hoe
- restaurant
- hôtel
- alarobia
- antananarivo
Ny app
Hisintona ny app Mizaha
Rindrambaiko finday Mizaha. Alaivo amin'ny iOS na Android ka ento eo am-paosinao ny rakitra : hitao ny toerana mety na aiza na aiza misy anao eto Madagasikara.
Maimaim-poana · iOS sy Android
Tsy mba lavitra mihitsy ny toerana mety
Alaivo Mizaha ka hitao amim-pahatokisana, na aiza na aiza misy anao eto Madagasikara.